top of page
Feuilles ombre
logo_fpma_lyon_sf.png

Mankalaza an'i Jehovah amin'ny fanananao Sy amin'izay voaloham-bokatrao rehetra » ohabolana 3:9

Tsindrio eto amin'ity rohy eto ambany ity ny famandrihanao ny anjara-vokatrao

Vokatra voalohany

FPMA LYON 2021

Panier Lyon Soa

Panier Lyon Soa

50

Harona misy Sakafo vita malagasy; 

Bonbon anglais, Voanjobory, Vary mena, Mangahazo, Sakay, sns...

Panier familial

Panier familial

30

Harona misy ny vokatry ny tany ho an'ny fianankaviana manontolo milanja 5kg mahery

Panier individuel

Panier individuel

10

Harona misy ny vokatry ny tany ho an'olona iray, ohatra ho an'ny mpianatra, milanja ho 2kg mahery

Fizarana ny vokatra - Livraison des paniers

  • Ny asabotsy 20 marsa 2021 amin'ny 02 ora - 05 ora :  afaka misafidy amin'ireto adiresy eto ambany ireto :

​

​

  • 18 rue Ernest Renan 69150 Décines Charpieu (tel : 0767752152)

  • 4 Rue Guy de Maupassant 69500 BRON (tel : 0610967847)

  • 54, rue Pré Gaudry - Lyon 69007 (tel : 0607723423)

2020-01_fruits-et-legumes_bandeau_940x20
bottom of page