Feuilles ombre

Mankalaza an'i Jehovah amin'ny fanananao Sy amin'izay voaloham-bokatrao rehetra » ohabolana 3:9

Ny vokatry ny tany no ho atolotra voalohany ho an’Andriamanitra amin’ity taona 2021 ity.

Andao isika hiaraka hifarimbona amin'izany fanateram-bokatra izany.

Azonao atolotra amin'izany izay vokatry ny tany foinao ho an'Andriamanitra.

Ny fehi-potoana fanangonana ny vokatra

  • 14 febroary 2021 - 28 febroary 2021 : anjaran'ny sampana no manolotra ny vokatra

  • 28 febroary 2021 - 13 marsa 2021 : anjaran'ny mpiara-miangona no manolotra ny vokatra

  • 13 marsa 2021 - 14 marsa 2021 : fizarana ny vokatra rehetra voangona

  • Ny alahady 21 marsa 2021 : dia mbola hisy ny lavanty ao ampiangonana toy ny mahazatra ahafahanao manolotra zavatra hafa noho ireo vokatry ny tany ireo. Afaka miantso antarobia ireo izay tsy afaka ny tonga ao ampiangonana. Ny laharana an-tarobia azo ampiasaina amin'izany dia mbola ho alefa aminao ihany.

Ireto avy ny vokatry ny tany azonao atolotra amin'izany.

Azonao atao izany eto ambany eto  : tsindrio izay safidinao

Ireto ambany ireto dia tsy misy isa tratrarina fa fanomezana malalaka

Tsindrio eto amin'ity rohy eto ambany ity ny famandrihanao ny anjara-vokatrao

This site was designed with the
.com
website builder. Create your website today.
Start Now